Actualités

Fiarovana ny loza ara-indostrialy Nahazo ny loka “Green Star Award” Ambatovy


  • Sabotsy 05 Septambra 2015

Natolotra an’Ambatovy omaly tao amin’ny Lapan’ny faritra Atsinanana ny loka mikasika ny fiarovana ara-indostrialy sy ny fiomanana ny amin’izany.

Loka antsoina hoe “Green Star Award” ity natolotra ity, ka ny filohan’Ambatovy Atoa Tim Dobson no nandray izany, raha ny lehiben’ny faritra Talata Michel niaraka tamin’ny solontenan’ny Birao nasionaly ny tataom-pahavoazana sy ny fisorohana ny loza voajanahary (BNGRC) sy ny Birao Fandrindran’ny Firenena Mikambana ny fanampiana amin’ny maha olona (UNOCHA), kosa no nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy. Noho ireo ezaka ataon’Ambatovy amin’ny fanajana ny tontolo iainana sy ny hetsika nataony tamin’ny fandevonana ilay vokatra simika “ammoniac” ny Zeren no nahatongavana tamin’izao.

 


 

 



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT