Actualités

Grevin’ny Jirama Misy mifofo ny ain’ireo Sendikalista ?


  • Zoma 04 Septambra 2015

Hafahafa ny fitsokan’ny rivotra eo anivon’ny Jirama, manoloana ny fihitsohan’ny asa aman-draharaha eo anivon’ity orinasam-panjakana ity vokatry ny fitokonana lavareny tarihin’ny farimbon-tsendikalin’ny Jirama

 

. Taorian’ny tsy fahombiazan’ireo dinika nifanaovan’ny mpitokona sy ny fanjakana hatreto, dia re izao fa amin’ny alalan’ny vola indray no tetika handravana io fitokonana lavareny io. Mpandraharaha tsy miankina vahiny no hamatsy ny vola. Hokendrena manokana amin’izany ireo sendikalista lohandohany mitarika ny fitokonana, mba tsy hiitaran’ny fitakian’ny mpiasan’ny Jirama. Izay tsy mandray vola dia mety hiharan’ny antsojay, ary mety hiitatra any amin’ny fifofoana ny ainy mihitsy ny raharaha. Mailo amin’io tranga io ny mpitokona ka manova paikady.

Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT