• Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Fanofanana ireo tanora sahirana Ifarimbonan’ny fikambanana maro

Mahatratra 24 ireo fikambanana miasa ho an’ny fampiroboroboana ny fanofanana ireo tanora sahirana ara-pivelomana eto amintsika amin’izao raha tsy nisy afa-tsy 11 monja teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Fikambanan’ny zanaka am-pielezana terak’Alaotra Hikarakara hetsika fitadiavam-bola hanatsarana ny asa sosialy

Ho fanatsarana ny asa sosialy sahanin’ny fikambanan’ny zanaka am-pielezan’ny terak’Alaotra FIZALAOTRA dia hikarakara alim-pandihizana antsoina hoe :nuit de la solidarité izy ireo anio sabotsy 5 septambra hariva eny amin’ny A&C Ivato

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Fampianarana Nofanina ireo talen-tsekoly Antsirabe

Ho fanatsarana sy ho fampakarana ny vokatra dia niatrika fiofanana ireo talen-tsekoly tao amin’ny Cisco Antsirabe voalohanay ny herinadro lasa teo, izay nifarana ny alakamisy 3 septambra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Tsenan’ny Kaominina Tsy milamina ny COUM, korontanina koa ny Pochard

Sahiran-tsaina indray ireo mpivarotra etsy amin’ny Pochard. Tsy maintsy hanalana fito metatra miala amin’ny arabe mantsy ny tsenan’izy ireo hahafahana manitatra ny lalam-pirenena faha-4 eo an-kilany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Akany fibeazana Nohamafisina ny traikefan’ireo mpanabe

Nanamafy ny traikefan’ireo mpanabe eny anivon’ny Akany fibeazana ny «Association des Institutions Laïques pour l’Education» nandritra ny roa herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Septambra 2015
Actualités.Ambatondrazaka Anjakan’ny barofo any amin’ny kariera

Nahazo fampitam-baovao ny zandary tany amin’ny Kaominina Tanambe fa misy andian’olona mitondra basy mahery vaika any amin’ny fitrandrahana vato ka maka an-keriny izay vato azon’ny mpitrandraka.

Hamaky ny tohiny
FTT