Actualités

Fikambanan’ny zanaka am-pielezana terak’Alaotra Hikarakara hetsika fitadiavam-bola hanatsarana ny asa sosialy


  • Sabotsy 05 Septambra 2015

Ho fanatsarana ny asa sosialy sahanin’ny fikambanan’ny zanaka am-pielezan’ny terak’Alaotra FIZALAOTRA dia hikarakara alim-pandihizana antsoina hoe :nuit de la solidarité izy ireo anio sabotsy 5 septambra hariva eny amin’ny A&C Ivato

 

. Hetsika efa fanaon’izy ireo isan-taona izy io saingy hampiavaka ity indray mitoraka ity ny fampivondronana ireo mpikambana, ny fampifankahalalana azy ireo arahin’ny fanatevenana ny kitapom-bolan’ny fikambanana. Mpanakanto fanta-daza avy any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro no hanafana ny fotoana,  toa an’i Goth Lieb, I Solo mianadahy avy, Gang’s tabab…Tanjon’ny filohan’ny fikambanana vaovao moa hanatitra zana-trondro any Alaotra Mangoro mandritra ny fotoana fihidin’ny rano ny 15 novambra ka hatramin’ny 15 Janoary taona 2016.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • GĂ©rard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT