- Talata 08 Septambra 2015
Actualités.Ankizy afa-panadinana tany Lalangina Mitohy ny fitsidihana an’Antananarivo
Mitohy ny fitsidihana ny tanànan’Antananarivo ataon’ireo ankizy miisa 43 afa-panadinana CEPE sy BEPC 2015 tany amin’ny Distrikan’i Lalangina Faritanin’i Fianarantsoa miaraka amin’ireo mpanabe isan-karazany sy ray aman-dreny vitsivitsy
Hamaky ny tohiny