- Zoma 11 Septambra 2015
Actualités.Halatra fiara Mailo amin’ireo mpisoloky
Mifamahofaho be ny resaka manodidina ireo fahaverezana fiara eto an-drenivohitra
Hamaky ny tohinyMifamahofaho be ny resaka manodidina ireo fahaverezana fiara eto an-drenivohitra
Hamaky ny tohinyTranga hafahafa ! Nisy zazavavikely iray teraka tao amin’ny hopitaliben’i Sambava ny alarobia 2 septambra 2015. Sampona ilay zaza, sady tsy misy sofina no toka-maso, ary mbola mihantona ao am-bavany ihany koa ny lelany. Nivoaka ny hopitaly ny talata 8 septambra teo izy sy ny ray aman-dreniny
Hamaky ny tohinyHanao hetsika itambarana ho fampandriana fahalemena ny tany manomboka izao ny Tafika Malagasy sy ny Zandarimariam-pirenena. Io no nampahafantarina ny mpanao gazety omaly teny Ampahibe nandritra ny fihaonana tamin’ny minisitry ny Fiarovana sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandary
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany ny foloalindahy ary tsy nanafina intsony ny disadisa misy eo aminy sy ireo namany polisy
Hamaky ny tohinyMisavorovoro noho ny fisian’ny trakta niely tany an-toerana nanomboka ny alatsinainy teo ny mponina any Analanjirofo.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly teo amin’ny faha-66 taonany Rtoa Radavidra Gabrielle Aimée, mpanorina ny sekoly tsy miankina «La Clairefontaine» etsy Ambodivoanjo sy any Tolagnaro ary rafozam-bavin’i Sarah Ravalomanana zanaka vavitokan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny