Actualités

Faritra Analanjirofo Misy trakta hafahafa miely


  • Zoma 11 Septambra 2015

Misavorovoro noho ny fisian’ny trakta niely tany an-toerana nanomboka ny alatsinainy teo ny mponina any Analanjirofo.

 

 Ilay trakta mantsy araka ny tati-baovao azo dia mampitahotra sy mampihorohoro noho ny tsy fankasitrahana ny fomba fiasan’ny lehiben’n y Farita am-perinasa sy ireo ekipany. Etsy ankilany koa dia manentana ny olona any Analanjirofo ary mitaona azy ireo hisambotra an’ireo izay lazaina ho tsy matahotody  tratran’ny rehetra nangalatra nandritra ny fifidianana kaominaly farany teo. Voamarika manokana mihitsy ao anaty trakta aza fa ny antoko HVM io tratra nangalatra tamin’ny fifidiana io.  Manahy sy matahotra ny olona any  Analanjirofo , araka izany,  satria ahiana ny mety hisian’ny fanakorontanana any an-toerana kasain’ireo nampiely trakta hatao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT