• Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy maintsy hirosoana ny asa fanitaran-dalana

Tsy maintsy hirosoana avokoa ny asa fanitaran-dalana eto an-drenivohitra sy ny manodidina, hoy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny kaominina raha nitafa tamin’ny mpanao gazety izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Fifaninanana mamorona tetikasa Tanora 3 no mendrika indrindra

Sarah Antsa Ramarojaona 23 taona, Joanina Razafindrakoto 30 taona, ary Herilalaina Ravelomanana fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Sefo lalaina, 40 taona no anisan’ireo tanora telo mendrika indrindra tamin’ilay fifaninanana mamorona tetikasa nokarakarain’ny JCI Ilon’Iarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Baskety – Mada U18 Efa tafita hanao ampahefa-dalana ny Serasera

Efa mamaramparana ny dingan’ny fifanintsanana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja basikety sokajy U18 izay atao any Ambositra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Ankazoabo atsimo Nogiazana ny ombin’ny depiote Mara Niarisy miisa 92

Tantara mitohy. Taorian’ny nahafaty an’ireo mpitandro ny filaminana valo lavon’ny balan’ny dahalo tao Ankazoabo Atsimo, dia nongiazan’ny mpitandro ny filaminana ny ombin’ny depiote Mara Niarisy miisa 92, nanomboka ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Septambra 2015
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Nofanin’ny CPGU ireo mpamonjy voina ao Mahajanga

Tsy ho sarotra amin’ireo mpamonjy voina ao Mahajanga intsony ny hiatrika ny loza voanjahary miseho ao amin’ny faritra Boeny mandritra ny fandalovan’ny rivodoza sy ny loza hafa satria dia nahazo fampitaovana sy fiofanana avy amin’ny CPGU izay sampandraharaha iray eo anivon’ny primatiora izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2015
Actualités.10 taona ny Bianco Tsy nahafa-po ny vokatra

Niaiky Atoa Jean Louis Andriamifidy, tale jeneralin’ny Bianco nandritra ny tatitry ny asa vitany taona 10 voalohany nijoroany fa tsy mbola namaly ny hetahetan’ny vahoaka ny asa vitan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT