- Alakamisy 17 Septambra 2015
Actualités.Novonoina ny Kapiteny Falihery Iza indray no manaraka ?
Tsy nanaiky ny jeneraly Beni-Xavier Rasolofonirina, lehiben’ny Etamazoro jeneralin’ny tafika Malagasy fa hanokatra fanadihadiana manodidina ny fomba nahafaty an’ny chef d’Escadron Andriatiana Falihery, kaomandin’ny kaompanian’ny zandary tao Betroka.
Hamaky ny tohiny
