• Alatsinainy 28 Septambra 2015
Actualités.Ambodin'Isotry Karana maty notifirin'ny jiolahy

Teratany karana iray tompona tranombarotra no maty notifirin’ny jiolahy miisa enina teo amin’ny masony sy ny tratrany ny sabotsy tamin’ny 12 ora antoandro teny Ambodin’Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Lalam-pihariana omby Vaky ny ady amin’ny fanadiovana ny omby halatra

Efa voarafitra ny politikan’ny fiompiana omby amin’ny hanadiovana io seha-pihariana anisan’ny miantoka ny fampandrosoana eto Madagasikara io fa ny vola hampiharana azy no tsy mbola ampy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Famonoana ny kapiteny Falihery Misokatra ny fanadihadiana lalina

Ny « Section de recherche » avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ao Toliara no misahana ny fanadihadiana tamin’ny nahafaty ny kapiteny Andriantiana Falihery, lehiben’ny zandary tao amin’ny kaompanian’ny zandary tao Betroka teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Ampandrianomby Izy nikasa hamono indray no mandrahona

Teny amin’ny “parking” sekoly tsy miankina iray eny Ampandrianomby no nitranga ny raharaha ny 11 septambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Diplaoma sandoka Mpiasam-panjakana ambony 3 indray no tratra

Taorian’ny efa nampidirana am-ponja vonjimaika ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny asam-panjakana sy ny asa ary ny lalàna sosialy noho ny fampiasany taratasina maripahaizana hosoka dia re indray izao fa mbola misy mpiasam-panjakana ambony 3 hafa voapaingotry ny Bianco noho ny fampiasana diplaoma sandoka sy hosoka ka hatolotra ny fitsarana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Kaominin’i Beroroha Efa manomboka miakatra ny vidim-bary

Mafana toy ny any Ankazoabo koa ny resaka tsy fandriampahalemana, hoy ny depiote Razafindrakoto Harifanja Francette voafidy tany an-toerana. Taorian’ilay nahafaty miaramila iray tany an-toerana iny

Hamaky ny tohiny
FTT