- Zoma 02 Oktobra 2015
Actualités.Famonoana ny kapiteny Falihery Hanaratsy endrika ny Filoham-pirenena
Mety hanaratsy endrika ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny hiafaran’ity raharaha namonoana ny kapiteny Andriantiana Falihery komandin’ny kompanian’ny zandary tao Betroka teo aloha ity. Ny fiandohan’ny herinandro teo mantsy dia nisy «message» tonga tany Betroka avy amin’ny ambaratongam-pahefan’ny zandarimariam-pirenena ambony indrindra ary nandalo tany amin’ny faripiadidiam-paritra na «circonscription régionale» ny zandary tany Toliara fa miala amin’ny maha «commandant ny peloton azy ao Betroka ny adjida sefo Casmir ary tsy maintsy mifindra haingana any Toliara
Hamaky ny tohiny