• Talata 06 Oktobra 2015
Actualités.Jirama - Oliva Andrianalimanana Mitaky ny hamoahana tsy misy hatakandro azy ny CSI – Afrika

Nandefa taratasy misokatra any amin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny fikambanam-paritry ny Kaonfederasiona sendikaly iraisam-pirenena aty Afrika (CSI – Afrika),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Ampitatafika Maniry fiaraha-miasa amin’ny fanjakana foibe

Tontosa omaly folakandro ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2015
Actualités.gascar All-Stars Fampihavanana vita ho azy

Afaka miaraka an-tsehatra ny andrarezina. Noporofoin’i Justin Vali, Regis Gizavo, Dama, Jaojoby, Olombelo Ricky ary Erick Manana notronin-dry Monique Njava, D’Garry, Lilie izany na dia tsy tonga lafatra aza ny fanamafisam-peo. Hafa ary tsy manam-paharoa ny seho teny amin’ny lapan’ny fanantanjahantena Mahamasina ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2015
Actualités.Fankalazana ny andron’ny fandikanteny Homena hasina ny teny Malagasy

Hevi-dehibe miisa sivy no nivoaka tetsy amin’ny Akademia Malagasy mba hameloma-maso sy hampitomboana hasina ny teny Malagasy eny anivon’ny governementa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Ambavahaditokana Laharam-pahamehana ny fanampiana ireo tantsaha

Ny ampitson’ny fifamindram-pahefana dia nidina ifotony avy hatrany Ratianarivo Bruno, ben’ny tanàna vaovao ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambavahaditokana. Ny tambajotran’ny rano ampiasain’ny mpamboly no nisantarana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2015
Actualités.Mahazoasy Freddie Hiresaka momba ny boaderôzy

Tapa-kevitra ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena faritany Antsiranana, Mahazoasy Mananjara Freddie Richard fa hitondra fanazavana misimisy amin’ny vahoaka mikasika ny vokatra malaza andramena na boaderozy

Hamaky ny tohiny
FTT