• Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Imerintsiantosika Hisitraka ny maha tanàn-dehibe azy amin’izay

Hisantatra ny sata maha tanàn-dehibe azy manomboka izao ny kaominina Imerintsiatosika. Fanamby goavana noho izany no miandry ny ben’ny tanàna vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Madagasikara 15 taona nijanona nahantra foana

Niompana betsaka tamin’ny tarehimarika ny fanazavan’ny minisitry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy Realy Onitiana tao amin’ny onjampeo tsy miankina iray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Fiara mpitatitra mpiasan’ny Antenimieram-pirenena Niverina niasa indray fa mba nahazo taratasin-tsolika

Rehefa nijanona nandritra ny fotoana naharitraritra ihany tao anatin’izay tsy nisian’ny fivoriana teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, dia niverina niasa nitondra mpiasa mody indray ireo fiara mpitatitra eny amin’ny Antenimieram-pirenena nanomboka tamin’izao fanombohan’ny fivoriana tsy ara-potoana faha-4 hatrehan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Asa mendrika «Tsy misy eto amintsika izany», hoy ny SEKRIMA

Nankalazaina omaly alarobia 7 oktobra ny andro maneran-tany ho an’ny asa mendrika. Niarahaba manokana ny mpiasa malagasy rehetra ny kaonfederasiona SEKRIMA omaly no sady nampahatsiahy manokana ny atao hoe : asa mendrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Paositra Malagasy Hanokatra tranonkalam-pifandraisana vaovao

Mbola ny 70 %-n’ny Malagasy amin’izao no mametraka fitokisana amin’ny paositra malagasy amin’ny alalan’ny fifandefasana taratasy na dia efa tsy mitsaha-mivoatra aza ny teknolojia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Befanihy - Bekoratsaka Lahiantitra 74 taona, maty notetitetehina

Nitrangana vono olona mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Befanihy, Kaominina Bekoratsaka Distrikan’i Mampikony ny talata teo. Lahiantitra 74 taona no hita maty notetitetehina teo anoloan’ny tranony.

Hamaky ny tohiny
FTT