• Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Taksibe 183 Tafaverina amin’ny lalany teo aloha

Tsy nanaiky ny mponina raha tsy tafaverina tamin’ny lalany teo aloha ireo taksibe laharana 183 mampitohy an’Ambatobe amin’Antananarivo Renivohitra. Nitokona teny Ambatobe avokoa mantsy izy ireo omaly maraina noho ny fahasahiranana mianjady aminy sy ny mpandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Fakon’Antananarivo 1200 taonina isan’andro no raofin’ny SAMVA

Mahatratra 1.200 taonina isan’andro ny fako raofin’ny SAMVA eto an-drenivohitra amin’izao hampiasana fiarabe miisa 30 izay an’ireo mpiara-miombon’antoka ny ankamaroany. Mitaona fako 15 m3 isaky ny mandeha ireo fiara ireo mampiasa olona 369 mivantana raha mahatratra 770 kosa rehefa tena betsaka ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Ankizy tena sahirana 250 Nahazo “kits scolaires” avy amin’ny STAR

Nanolotra “kits scolaires” ahitana kahie, penina, trousse… ho an’ireo ankizy tena sahirana ara-pivelomana eto amintsika ny fikambanana SHAReMADA sy ny orinasa Star ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Lions club Antananarivo Tonga nanome ra maimaimpoana tetsy amin’ny hopitaly HJRA

Nanamarika manokana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny lionisma ireo fikambanana lions club eto Antananarivo omaly, ahitana fikambanana 25 isa miaraka amin’ny Léo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Faritra Boeny Tsy manara-penitra ny 99%-n’ny fanamboarana harona

Mitombo isan’andro ireo ala simba sy ireo mpanao harona ao amin’ny faritany Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Air Madagascar Mety handroaka mpiasa ?

Mitsoka mafy ny rivotra ao amin’ny kaompania Air Madagascar. Mety tsy ho lavitra an’izany koa ny fandroahana mpiasa,ankoatry ny mety ho fikitihana ireo fifanarahana efa natao mba ho fanarenana ity kaompania tra-pahasahiranana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT