• Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.RRI Hetra Boeny Tamberimbidy 100% ao anatin’ny 100 andro ao Belobaka!

RRI angaredon’ny Hetra, am-perinasa ireo mpanentana, nanomboka tamin’ny fomba ofisialy tao Belobaka Distrikan’i Mahajanga II, ny alarobia 07 oktobra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Mandoto - Vakinankaratra Trano 29 nodoran’ny dahalo, very ny omby 76

Traboina tsy manan-koraisina intsony ny mponina ao Malokila, vohitra iray any amin’ny Kaominina Vasiana, Distrikan’i Mandoto taorian’ny fanafihan-dahalo nitranga tao an-toerana ny tolakandron’ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Andro eran-tany momba ny sakafo Hiompana amin’ny fiahiana ara-tsosialy sy ny famokarana

Hankalazaina ny 16 oktobra ho avy izao ny andro eran-tany momba ny sakafo. Ho antsika eto Madagasikara dia etsy amin’ny distrikan’Arivonimamo no hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Andro maneran-tany ho an'ny fahitana Vahoaka an-jatony no notiliana maso sy diabeta maimaimpoana

Nankalazaina ny sabotsy 9 oktobra lasa teo ny andro maneran-tany ho an'ny fahitana. Anisan'ny nandray anjara mavitrika tamin'izany ny fikambanana Lions sight first Madagascar, notarihin'ny filohany Rabenjamina Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Mpanao gazety nifanaiky ny ho doria Nohamasinina teny amin’ny FJKM Anosisoa Fitiavana

Nifanaiky ny hiara-dia mandrakizay ka nohamasinina teny amin’ny FJKM Anosisoa Fitiavana tamin’ny sabotsy lasa teo ny fanambadian-dRafalimpanantsoa Andrianirina Sarah mpanao gazety ao amin’ny Les Nouvelles sy Randrianjafy Hary Lalaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Lozam-pifamoivoizana tetsy Ankazomanga Mpitondra môtô scooter iray namoy ny ainy

Mitombo isa hatrany ireo olona mamoy ny ainy vokatry ny fitaingenana môtô scooter eto amintsika, indrindra fa ireo mandeha mafy loatra tsy mahafehy ny lalàn'ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny
FTT