- Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Valanaretina tazo Mandripaka ankizy maro any Toliara II
Efa ho tapa-bolana izao, niverina indray ny aretina tazomoka mamono zaza madinika any amin’ny Distrikan’i Toliara II.
Hamaky ny tohinyEfa ho tapa-bolana izao, niverina indray ny aretina tazomoka mamono zaza madinika any amin’ny Distrikan’i Toliara II.
Hamaky ny tohinyFirenena mahantra laharana faha-9 avy any amin’ny farany no misy an’i Madagasikara ankehitriny, araka ny antontan-kevitra manerantany.
Hamaky ny tohinyVoakianan’ny maro ho anisan’ny minisitera anjakan’ny resaka kiantranoantrano sy ny kolikoly ary ny gaboraraka tanteraka ry zareo eo anivon’ny fanabeazam-pirenena tarihan’ny minisitra Paul Rabary.
Hamaky ny tohinyMpitrosa avokoa ireo firenena rehetra manerantany. Manana tahan-trosa ambany indrindra i Arabia Saodita izay 1,6%-n’ny harinkarena vokatra anatiny. Midangana hatrany amin’ny 230% kosa io salan’isam-pitrosana io ho an’i Japon izay firenena be trosa indrindra. 52,8% izany ho an-dry zareo maorisianina ary 39% ho an’i Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyTandindomin-doza ireo olona maherin’ny 5 tapitrisa amin’ny toerana miisa 16 mandritra ny fandalovan’ireo rivo-doza manerana ny nosy ao anatin’ny vanim-potoanan’ny orana eto Madagasikara izay hanomboka ny 15 oktobra 2015 izao, raha ny vinavinan’ny Birao nasionaly mikirakira ireo karazana loza.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny 15 sy ny 16 oktobra ho avy izao eny amin’ny Esplanade Ankatso indray ilay « Salon de la recherche au service de l’économie et de l’émploi » andiany faharoa karakarain’ny Oniversiten’Ankatso sy ny FIVMPAMA ary ny birao iraisam-pirenena momba ny asa.
Hamaky ny tohiny