• Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Kits scolaires

Hozaraina mialoha ny faran’ny volana novambra 2015 ireo kojakojam-pianarana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny sekoly fanabeazana fototra, hoy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Miisa 3 tapitrisa moa ireo kits scolaires ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Mandritsara-Betafo Nohavaozina ny fifanarahana amin'ny FID

Anisan’ireo kaominina hiasan’ny FID ny kaominina Mandritsara, distrikan’i Betafo. Fotodrafitrasa toy ny sekoly no natao tamin’izany tany aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Arivonimamo II Laharam-pahamehana voalohany ny fiarovana ny ala tapia

Laharam-pahamehana voalohany indrindra ho anay ao amin’ny kaominina ambanivohitra Arivonimamo II izay manodidina an’i Arivonimamo I, hoy ny ben’ny tanàna efa nitondra tao an-taonany maro, Rabearivelo Armand, ny resaka fandriampahalemana mahakasika ny tontolo iainana ho fiarovana ny ala tapia izay hany tokana eran-tany ny fananantsika Malagasy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Fahaleovantenan’ny fitsarana Antoky ny filaminana sy ny fampandrosoana

Ny fanadiovana ny tontolon’ny fitsarana mba tsy ho lapan’ny kolikoly intsony, ny fanafoanana ny tsy maty manota ka mba hampitovy torosy ny rehetra eo ambanin’ny lalàna ...

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Ben’ny tanàna navory teto Antananarivo Voatery hianto-tena amin’ny fiverenana mody

Nifarana tamin-dromoromo ny famondronana ireo Ben’ny tanàna niisa 1676 avy amin’ny lafivalon’ny Nosy nokarakarain’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fanapariaham-pahefana teto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Ritra ny volam-panjakana 40 andro sisa am-pelatanana ?

Tsy noresahana intsony ilay volavolan-dalam-panitsiana ny tetibola 2015 na dia tokony nodinihanamaika teny amin’ny antenimieram-pirenena aza, fantatra koa izao araka ny loharanom-baovao iray avy ao amin’ny minisiteran’ny vola sy ny fitantanam-bola fa efa tena manify ary kely sisa dia ho ritra ny vola ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT