• Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Horohorontany

4,3 amin’ny maridrefin’i Richter no herin’ilay horohorontany nitranga ny alarobia alina teo teto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Antenimieran-doholona Hanana mpikambana 63

Miisa 63 ireo loholona handrafitra ny antenimieran-doholona, izay no tapaky ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana omaly, fidin’ireo mpifidy lehibe ahitana ny ben’ny tanàna sy ny mpanolotsain’ny tanàna manerana ny nosy ny 42

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Raharaha Andohatapenaka Tokony hojerena ny tombontsoam-bahoaka

Tsy fotoanan’ny fihantsiana sy ny fifandrafiana intsony izao, hoy ny Vondron’Olon-Tsotra mikasika ilay raharaha Andohatapenaka mampifanolana ny fanjakana sy ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Fampandrosoana an-tanàn-dehibe Tara i Madagasikara

Nifarana omaly ilay fihaonambem-pirenena momba ny tanàn-dehibe andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Tontolon’ny asa Handray tanora Malagasy maro ny Pro Contact

onga ary efa misokatra eto amintsika ny orinasa Pro Contact, miasa manokana eo amin’ny sehatry ny antso an-tariby ( centre d’appel), rehefa niorina tany amin’ny Nosy rahavavy Maurice, nandritra ny 15 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.FLM sy ny fokonolona eny Androhibe Mbola an-dalam-pikarohana ny vahaolana eo amin’ny fifanolanana

Nilahatra nitondra sorabaventy teny anoloan’ny sampandraharahan’ny fananan-tany ny fokonolona avy eny Androhibe omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT