• Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Ambatondrazaka Nanjavona ny ordinateran’ny CENI

Ordinatera 15 miaraka amin’ireo kojakoja samy hafa no nanjavona tao amin’ny biraon’ny Centre Informatique Regional (CIR )Alaotra Mangoro, rantsan’ny Ceni any an-toerana. Tsy nisy trano vaky kanefa dia fitaovana sarobidy am-polony no tsy hita popoka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.Fanaovana kolikoly Lohalaharana ny fitsarana sy ny mpitandro filaminana

Mbola lohalaharana hatrany amin’ny fanaovana kolikoly sy tsolotra ny mpitandro filaminana (zandary sy polisy) sy ny fitsarana eto Madagasikara, raha araka ny fanadihadiana farany natao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.Ady amin’ny dahalo

Hiara-kiasa amin’ireo dahalo miova fo ny mpitandro ny filaminana amin’ny fametrahana ny fandriampahalemana any amin’ny faritra atsimon’ny nosy dia Amboasary atsimo, Befotaka atsimo ary Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.Fikambanana Hafari Malagasy Hanatsara ny asa fiharian’ireo mpikambana ao aminy

Taorian’ny fizarana tany teny Soaniedanana mikasika ilay tetikasa fifindra-monina tanterahin’ny fikambanana Hafari Malagasy dia hiroso amin’ny fanatsarana ny asa fiharian’ny mponina izy ireo manomboka izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.Fahaiza-mitarika Vehivavy malagasy miisa 20 no miatrika fiofanana

Zava-dehibe ho an’ny firenena iray ny fananana olona maro mahay mitarika, tetikasa efa natomboky ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc nandritra ny nahateo azy tamin’ny fitondrana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.FIZAHANTANY ANY AMIN’NY DISTRIKAN’IHOSY

Betsaka ireo mety ho very asa, hoy ireo Ben’ny Tanana Manahy mafy ny mety ho avin’ny tontolon’ny fizahantany any amin’ny faritra misy azy ireo Ben’ny Tanana manerana ny distrikan’Ihosy, faritra Ihorombe

Hamaky ny tohiny
FTT