• Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Fiaran’ny tafika nentina miaramila mamo Namono zazavavy kely 4 taona

Tao anatin’ny ora firavan’ny mpianatra iny indrindra no nitrangan’ity loza mahatsiravina namoizana aina zazavavy kely 4 taona mpianatra nirava hody niaraka tamin’ny dadabeny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.MAHAMASINA Tratra ireo lehilahy roa mpanendaka eo amin’ny fiantsonan’ny taksibe

Lehilahy roa, 27 taona sy 28 taona no voasambotry ny polisy tsy nanao fanamiana avy ao amin’ny Boriborintany fahadimy etsy Mahamasina, ny alakamisy 29 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Zazalahy 8 taona voadonan’ny 4x4 Nipotsaka ny atidohany

Handeha hianatra ity zazalahy kely tokony ho 8 taona ity no nofaohan’ny fiara tsy mataho-dalana iray teny amin’ny lalana Sotema omaly zoma hariva tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro, niaraka tamin’ny namany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2015
Actualités.Gropy 52 eny Antanandrano Mikatso sahady fa tsy misy solika

Misy olana sahady ny milina mpamokatra herinaratra eny Antanandrano izay vao notokanana ny sabotsy 24 oktobra lasa teo. Tsy nisy nandeha ireo gropy goavam-be 52 omaly nanomboka tamin’ny 6 ora maraina ka mandra-paharivan’ny andro satria tsy misy solika intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2015
Actualités.Manindry mafy ny fanjakana Tsy mbola kere ny any atsimo

Tsy mbola kere no hamaritana ny zava-misy any Atsimo amin’izao fotoana raha araka ny tatitra ataon’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny mponina izay nidina nijery ny zava-misy tany amin’ny distrikan’Amboasary atsimo sy Ambovombe tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2015
Actualités.Delestazy lavareny Tsy re feo ny minisitry ny angovo

Efa fantatra fa mihoatra ny fahaiza-manao sy ny fahefan’ny Jirama ny delestazy ka tsy misy azo antenaina firy intsony avy amin’izy ireo. Any amin’ny manampahefana ambony kokoa no tokony hivoahan’ny fanazavana miampy vahaolana, ka lohalaharana amin’izany ny minisiteran’ny angovo izay mpiahy mivantana ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
FTT