• Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Fikambanana malagasy sambatra Hanampy ireo olona sahirana voan’ny diabeta

Tafiditra indrindra ao anatin’ny iray volana iadiana amin’ny aretina diabeta isika eto Madagasikara amin’ny volana novambra ho avy io. Araka ny fanadihadiana natao dia mbola maro ireo olona voan’ity aretina ity izay mitovy amin’ny salan’isa amin’ireo olona tratran’ny tosidra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Malagasy Olom-pirenena tsy mivondrona ara-kevitra

Ahoana no hampivondronana ny olom-pirenena eto Madagasikara amin’ny alalan’ny hevitra ? Io no lohahevitry ny loabary an-dasy nokarakarain’ireo tanora Malagasy manovo fahalalana avy ao amin’ny « Fondation Friedrich Ebert» nanasan’izy ireo mpanao politika na liana amin’ny fanaovana politika eto Madagasikara omaly teny amin’ny Le Pavé Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Kandida kaominaly - Alasora Nikaondoha ho fampandrosoana ny tanàna

Niroso tamin’ny fampiharana ny fampihavanana sy ny fampivondronan-kery ho fampandrosoana ny kaominina Alasora ireo kandida mpanolotsaina sy ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Fanomanana ny frankôfônia Nanomboka omaly ny fanadiovana ny tanàna

Miomana sahady amin'ny fandraisana ilay fihaonana an-tampon'ny frankofonia isika eto Madagasikara. Voakasik'izany manokana ny eto an-drenivohitra, toerana izay handraisana ireo teratany vahiny mampiasa ny teny Frantsay marobe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Sekoly IEF ACEEM Am-polony ireo mpianatra notolorana loka

Am-polony ireo mpianatry ny sekoly IEF Accem notolorana loka sy fanomezana omaly maraina tetsy amin'ny Ekar Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Oktobra 2015
Actualités.Frantsay nanimbazimba Gasy Nahazo fahafahana vonjimaika

Nanazava ny zava-nisy mikasika ilay raharaha vazaha frantsay “mpanimbazimba” ny maha malagasy, sy “tsy refesi-mandidy” mampiasa ireo olom-pantany, ny kaomiseran’i Sainte Marie.

Hamaky ny tohiny
FTT