• Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Tanin’ny Labatoara Tsy hanaiky lembenana ny TIKO

Nanamafy ny sabotsy lasa teo ny Me Hasina Andriamadison fa an’ny Tiko ny tany misy ny labatoara etsy Andohatapenaka. Hametraka taratasy eo anivon’ny fitsarana izy ireo ka hangataka ny hanafoanana ny fifampivarotana izay nataon’ny fanjakana sy ny Seimad.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Moramanga Miantso fitoniana ny kandidan’ny PMDR

Misy ny tsaho iniana aely sy ny fanakorontanana saim-bahoaka atao etsy sy eroa, noho izany indrindra no mahatonga ny kandida ho ben’ny tanàna Solofo ao Moramanga nanao antso avo ho an’ny mponina ao an-toerana mba ho mailo sy ho malina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Fifidianana

Tokony ho efa vita anio avokoa ny fanaterana ireo fitaovana ilaina amin’ny fanatanterahana ny fifidianana kaominaly voatery naverina any amin’ireo kaominina 19 manerana ny nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Tsy fanokafana ny TIKO

Hanimba ny toekarena malagasy, hoy i FANEVA Raholdina Lasa hoentina amin’ny resaka politika ny fandraharahana ataon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny fangatahany hanokatra indray ny orinasa Tiko noforoniny, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandinika fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Fiarovana ny varika Mbola olana ny fampiharana ny lalàna

Ny fampiharana ny lalàna mikasika ny fiarovana ny harem-pirenena toy ny varika mihitsy no mbola tena olana eto amintsika, hoy ny Profesora Ratsimbazafy Jonah, tompon’andraikitra eo anivon’ny GERP Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Hazo beravina Tanjombato Nahitana zazarano tao anaty sachet

Zazarano efa hary tongotra aman-tanana miaraka amin’ny tadim-poitrany no nisy nanary teny amin’ny hazo beravina lalovan’ny ranon’Ikopa etsy Tanjombato ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT