• Alakamisy 05 Novambra 2015
Actualités.Herinaratra isan-tokantrano

Efa manana politika fanapariahana ny herinaratra isan-tokantrano i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Tanjona ny hisitrahan’ny 70%n’ny tokantrano Malagasy herinaratra amin’ny taona 2030 ka angovo azo havaozina ny 80% amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Novambra 2015
Actualités.Faritra iva eto an-drenivohitra Efa Dibo-drano sahady ny ankamaroany

Faritra maro eto an-drenivohitra sahady no efa dibo-drano taorian’ny rotsak’orana nisesy nandritra ny roa andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Novambra 2015
Actualités.Fividianana tany azo aloa tsikelikely Teraka ny tetikasa “tany ho anao”

Saika mbola manofa trano avokoa ny ankamaroan’ny mponina eto an-drenivohitra. 50.000 Ar isam-bolana raha kely no tsy maintsy miala amin’ny vatan-karama ankoatra ny jiro sy ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2015
Actualités.Firaisamonim-pirenena - Faritra 22 “Hamorao fahazoan’ny Malagasy ny tany”

Nifamotoana teny amin’ny “Cénacle Ambohipo” nanatanteraka Fivoriambe, omaly, ny firaisamonim-pirenena avy amin’ny Faritra 22 eto Madagasika izay notarihan’ny SIF na ny Sehatra Iombonana amin’ny Fananan-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2015
Actualités.MBS Radio Toamasina Nakaton’ny fanjakana ihany koa

Mitohy hatrany ny antsojay atao amin’ny Groupe Tiko, taorian’ny fibodoana ny tanin’ny labatoara eny Andohatapenaka dia fantatra izao fa nakaton’ny minisiteran’ny serasera indray ny onjampeon’ny MBS

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Novambra 2015
Actualités.Mpampianatra FRAM Enim-bolana tsy voaloa karama

Velon-taraina ireo mpampianatra FRAM mandray tambikarama amin’ny Fanjakana saingy tsy mbola isan’ireo noraisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT