- Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.DJ Arch Junior Vao 3 taona dia efa mpikosoka kapila ikoizana
Nipao-tsatroka tamin’ny fahaizan’i Arch Junior mikosoka kapila avokoa izay nahita azy
Hamaky ny tohinyNipao-tsatroka tamin’ny fahaizan’i Arch Junior mikosoka kapila avokoa izay nahita azy
Hamaky ny tohinyHisokatra eo anelanelan’ny 16 hatramin’ny 19 novambra 2015 ny taom-piotazana lodsia, araka ny tapaky ny fivoriana notanterahan’ny foibe teknika sy ny fambolena ao Toamasina
Hamaky ny tohinyNitrangana vaky fasana ny tao amin’ny kaominina Mangarano-Antsirabe II ny faran’ny herinadro teo.
Hamaky ny tohinyHotanterahana ny 12 ka hatramin'ny 14 novambra ho avy izao etsy amin'ny lapan'ny tanànan'Analakely ilay Salon de créativité Voatra andiany fahatelo, karakarain'ny Antenimieran'ny varotra eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyMbola nanamafy hatrany omaly tamin’ny alalan’ny fanambarana ny Tiko fa fananan’ny Tiko Agri ara-dalàna ny tany mitondra ny anarana « AHATSIAROVANA XX, TN 29 236 » misy ny labatoara eny Andohatapenaka.
Hamaky ny tohinyAriary Hitohy ny fihenan-danjan’ny vola Malagasy amin’ny taona 2016. Hahatratra 3.566 ariary mantsy ny dolara iray amin’ny taona ho avy raha sandaina 3.390 ariary izany amin’ity faran’ny taona 2015 ity, araka ny vinavina.
Hamaky ny tohiny