• Talata 17 Novambra 2015
Actualités.Vaomiera, sampandraharaha ary fitsarana manokana

Tena manana ny mampiavaka azy tokoa ity fitondrana voalohany ao anatin’ity Repoblika faha-4 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Actualités.Fanamarihana ny faha-20 taonan'ny CJD Anisan’ny handalovana hametrahana dindo Antsirabe

Feno 20 taona ankehitriny ny CJD na ny fikambanan'ny mpanao gazety Zokiolona eto Madagasikara. Hotanterahina any Antsirabe ny zoma 20 sy sabotsy 21 novambra ho avy izao ny fanombohana ankoatra ireo hetsika maro hankalazana ny fanamarihana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Actualités.Famonoana ny kapiteny Falihery Zandary adjidà sefo iray nosamborina

Misoko mangina toy ny ron-gisa ny fanadihadiana ataon’ny zandarimariam-pirenena mikasika ny namono nahafaty ny kapiteny Falihery Andriantiana, komandin’ny kaompanian’ny zandary tao Betroka, roa volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Actualités.Paris

Tsy nisy Malagasy namoy ny ainy tamin’ilay asa fampihorohoroana nitranga tany Paris ny alin’ny zoma 14 novambra 2015, ka nahafatesana olona 129 sy naharatrana 500 hafa, hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy Atallah Béatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Novambra 2015
Ambolomadinika P.elle 13

Fandaharan’asa hananan’ny Fokontany rehetra manerana ny nosy birao ara-dalàna ny Madagasikara Am-Perinasa (MAP),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2015
Actualités.Vono olona nikararana tao Paris Nohamafisina ny fiarovana ireo Frantsay eto Madagasikara

Misaona mandritra ny hateloana ny any Frantsa taorian’ny vono olona mikararana nataon’ireo mpampihorohoro, nitranga ny alin’ny zoma teo, ka nahafatesana olona maherin’ny 132, anisan’izany i Véronique de Bourgies, vehivavy frantsay mpanao asa soa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT