- Alakamisy 19 Novambra 2015
Actualités.Tokantrano malagasy Fehezin’ny lalàna efa lany andro
Naneho ny heviny mikasika ireo ankizy malagasy marobe eto amintsika izay zary very zo ny fikambanana Hafari Malagasy,
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ireo ankizy malagasy marobe eto amintsika izay zary very zo ny fikambanana Hafari Malagasy,
Hamaky ny tohinyHopitaly Befelatanana 8.000 isan-taona no miteraka ao
Hamaky ny tohinyAndro maneran-tany anio 19 novambra araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana ny 24 jolay 2013.
Hamaky ny tohinyToetany mandrafitra ny tapany Atsimon’i Madagasikara mihitsy ny maintany, hoy ny Sekretera mpanatanteraky ny «Bureau National de la Gestion des Risques et Catastrophes», Venty Thierry.
Hamaky ny tohinyPoa-basy tsy an-kiato tao amin’ny kartien’i Saint Denis, Paris, omaly vao mangiran-dratsy nandritra ny fisamborana ny ampahany tamin’ireo atidohan’ilay asa fampihorohoroana nahafatesana olona 129 ny alin’ny zoma 13 novambra 2015
Hamaky ny tohinyNataon’ny Ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy laharam-pahamehana ny famahana ireo olana sosialy mahakasika mivantana ny fiainan’ny mponina ao Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohiny