- Talata 24 Novambra 2015
Actualités.Sekoly INSPNMAD Mamolavola mpianatra manaja ny ara-môraly
Latsaka an-kady ny firenena noho ny fahapotehana ara-môraly, hoy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny sekoly ambony Inspnmad.
Hamaky ny tohinyLatsaka an-kady ny firenena noho ny fahapotehana ara-môraly, hoy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny sekoly ambony Inspnmad.
Hamaky ny tohinyNaaton’ny fanjakana tanteraka ny asa nataon’ny fiangonana Loterana Malagasy eny amin’ny kianjan’Androhibe, ilay tany niteraka disadisa teo amin’ity fiangonana iray ity sy ireo vahoakan’Androhibe.
Hamaky ny tohinyTontosa tany Londres ny dinika miompana amin’ny fifanakalozana ara-barotra ary ny fampiasam-bola eo amin’i Madagasikara sy Royaume Uni.
Hamaky ny tohinyNiroso tamin’ny asa fanadiovana faobe ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny sabotsy teo
Hamaky ny tohinyNivadika ho fisamborana ny sakoroka naharatrana mpiasa iray tao amin’ny Lapan’ny tanàna ny zoma teo,
Hamaky ny tohinyAvy amin’ny famaliana ny fanontaniana sy fanamarinana nataon’ireo depiote vitsivitsy teny Tsimbazaza ny zoma teo no nahafantarana ireto santionan-java-misy ireto.
Hamaky ny tohiny