Actualités

Minisitry ny vola Hojerena manokana ny karaman’ireo sefom-pokontany


  • Alatsinainy 23 Novambra 2015

Avy amin’ny famaliana ny fanontaniana sy fanamarinana nataon’ireo depiote vitsivitsy teny Tsimbazaza ny zoma teo no nahafantarana ireto santionan-java-misy ireto.

 –Hojerena manokana amin’izay taorian’ny fandaniana ny LFR 2015 ny mikasika ny karaman’ireo sefom-pokontany manerana an’i Madagasikara fa tsy rariny raha amin’izao taona hitsahana izao mbola misy tsy nahazo ny karamany tamin’ny 2014.

-Fantatra tamin’izany koa fa tokony hahavelon-tena marindrano ireo orinasa toy ny Jirama sy ny Air Madagasikara taorian’ny fanampiana nomen’ny fanjakana azy ireo farany.

-Re teny an-toerana koa fa hojerena koa ato ho ato, hoy ingahy minisitra, ny mikasika ny vola hofan’ny hotely hipetrahan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara mamonjy fivoriana ara-potoana eny Tsimbazaza. Maro ireo nitaraina ny amin’izany.

-Nomarihan’ny solombavambahoaka avy any an-toerana koa fa mbola maharitra adiny 4 isan’andro ankehitriny ny delestazy any Beroroha any.

 

Rapaoly : Asa indray raha hanatanteraka tokoa na dia ho lasan ko vavany …

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT