• Alarobia 25 Novambra 2015
Actualités.Harona plastika Manomboka miparitaka eny an-tsena indray

Manomboka miparitaka be indray ny harona plastika eny an-tsena eny. Ireo tena voarara, izany hoe latsaky ny 50 microns no tena betsaka raha ny hita teny rehetra teny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Novambra 2015
Actualités.Andohatapenaka Tratra ilay lehilahy mpivarotra rongony

Tamin’ny alalan’ny vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafantaran’ny polisy misahana ny ady amin’ny mahadomelina etsy Anosy fa misy lehilahy mivarotra rongony eny amin’ny faritra Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Actualités.Tsaralalàna Nanadio tanàna ireo mpivarotra amoron-dalana

Niroso tamin’ny fanadiovana faobe ny mpivarotra amoron-dalana teo Tsaralalàna omaly alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Actualités.Fanondranana omby velona mankany ivelany Tsy nisy intsony nanomboka tamin’ny 2012

Nandeha ny feo tato ho ato fa mihavitsy ny omby miakatra eto an-drenivohitra, noho ny fisian’ny fanondranana omby velona mankany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Actualités.« Permis de conduire biometrique » Nivoaka nanomboka omaly

Tamin’ny talata 27 oktobra lasa teo no nataon’ny minisitry ny atitany, Mahafaly Olivier, ny fanambarana ofisialy ny hanontana taratasy fahazoan-dalana hitondra fiara na « permis de conduire biometrique »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Novambra 2015
Actualités.Rado Rabarilala Naverina ho mpiasan’ny Air Madagascar

Miverina ho mpiasa ara-dalàna eo anivon’ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka Air Madagascar ilay mpitarika sendikaly Rado Rabarilala sy ireo telo lahy niara-voaroaka taminy taorian’ny hetsika sendikaly,

Hamaky ny tohiny
FTT