- Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Lehilahy mpivarotra basy Voasambotra teny 67 Ha
Ny alarobia 25 novambra 2015 lasa teo dia nisy polisy mpiara-miasa nanatona tao amin’ny Brigade Criminelle Anosy,
Hamaky ny tohinyNy alarobia 25 novambra 2015 lasa teo dia nisy polisy mpiara-miasa nanatona tao amin’ny Brigade Criminelle Anosy,
Hamaky ny tohinyBetsaka ny olana mety miseho eny anivon'ny tokantrano sy ny fiarahamonina, antony mety mampiraviravy tanana ny mpianatra tsy hanosika azy hiezaka.
Hamaky ny tohinyNy fiandohan’ny herinandro heriny tahaka izo alatsinainy izao vao maraina be dia nahazo loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo ny polisy eny amin’ny Boriborintany faha-6 eny Ambohimanarina fa misy moto scooter roa halatra amboarina ao amin’ny mpanamboatra moto iray eny Ambohimanarina tsena.
Hamaky ny tohinyMisahotaka ny mponina ao Miandrivazo. Tovovavy am-polony, mpianatry ny masera ny ankamaroany, no nifandimby nidelira, misy tamin’ireo miantsoantso ny anaran’i Kohen Rivolala. Ao an-toerana ity farany amin’ny fotoana nitrangan’izany
Hamaky ny tohinyIray volana izao no nisidina ny habakahak’i Madagasikara, nanao zotra anatiny ny fiaramanidina Embraer 120 ER Ankoay an’ny kaompanina Madagasikara Airways
Hamaky ny tohinyHagagana ny an’ny mponina ao Ambohibary Sambaina
Hamaky ny tohiny