• Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Ambohibao Nisy nanafika ny ray aman-drenin-dRajoelina

Halatra tsotra sa tetika hafa ? Nisy nanafika ny tranon’ny ray aman-drenin’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Nirina Rajoelina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Ady amin’ny fikorontanan’ny toetr’andro Mila asa fa tsy kabary, hoy ny filoha Malagasy

Mila arahin’asa fa tsy mijanona ho kabary fotsiny ny fiaiken’ireo firenena mandroso fa manana andraikitra goavana amin’ny fikorontanan’ny toetr’andro izy ireo, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Vaovao tapatapany Uprim

Namoakatra mpianatra 180 mianadahy indray ny sekoly ambony UPRIM etsy Andavamamba. Misandrahaka amina lalam-piofanana miisa efatra izy ireo toy ny gestion et management,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Fiatrehana ny tondra-drano Nahazo fanampiana 2,7 miliara Ar ny CUA

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny «Initiative d’Amélioration de la Résilience Intégrée de la communauté de la ville d’Antananarivo».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Fanomezan-dra eny amin’ny hopitaly Tsy mety hifanaraka ny tolotra sy ny tinady

Tsy mety hifanaraka mihitsy ny tolotra sy ny tinady amin’ny fanomezan-dra eny anivon’ny hopitaly ho antsika eto Antananarivo. Raha mahatratra 80 isan’andro mantsy ireo marary mila ra eny anivon’ny hopitaly dia miisa 50 monja ireo tonga manolotra izany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Imamba Soavimasoandro Raikitra indray ny ady tany

Manana olana ny vahoakan’Imamba Soavimasoandro Cité mikasika ny fangatahan’olona efatra samihafa ny tany manontolo (Plate forme de Recasement Soavimasoandro) TN°39.966-A mirefy 15ha sy 40a izay efa lasa tanàna vaovao ao anatin’ny Fokontany Soavimasoandro mba ho azy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT