Actualités

Vaovao tapatapany Uprim


  • Talata 01 Desambra 2015

Namoakatra mpianatra 180 mianadahy indray ny sekoly ambony UPRIM etsy Andavamamba. Misandrahaka amina lalam-piofanana miisa efatra izy ireo toy ny gestion et management,

ny commerce et marketing, ny droit, ary  communication raha misy karazany telo kosa  ny diplaoma sahaza ny fari-pahalalan’ny tsirairay dia ny Diplômes de technicien supérieur, ny licence, ary ny master I. Nampiavaka ity andiany ity ny fiatrehan’ny mpianatra tsirairay ny soutenance de memoire natrehin’ny encadreur professionnel, ny encadreur pédagogique, ny solontenam-panjakana ary ny president de jury.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT