• Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Hopitaly «Etablissement Universitaire Analakely» Misy dokotera maso manao kolikoly ?

Ao amin’ny hopitaly ao Analakely « Etablissement universitaire de soins et de santé publique d’Analakely»

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy Miampy 39 ny mpiasan’ny APMF

Mpiasa birao sy solontenan’ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy na APMF (Agence Portuaire Maritime et Fluviale)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Malaza tsy hihinanana

Lasanareo ny amboara ry Jean a ! « Record » ianareo raha hivoaka any ivelany e. Betsaka ihany izay hoy ilay tsy mahay manisa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.39.000 ny Malagasy voan’ny SIDA Lehilahy no maro an’isa

Mitombo hatrany ireo olona voan’ny SIDA eto amintsika. Mahatratra 39.000 ny isan’izy ireo raha 20.800 amin’ireo dia ny marary vaovao vao fantatra tamin’ity taona 2014 ity avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.SALON DU JEU ET DU JOUET Hotanterahina ny 5 sy ny 6 desambra ho avy izao indray

Hafana indray ny faran’ny herinandro manomboka ny sabotsy ho avy izao. Hotanterahina ny 5 sy ny 6 desambra ho avy izao indray ilay “Salon du jeu et du jouet” andiany faharoa, karakarain’ny Ecrea event sy ny Okalou.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Trafikana Boaderôzy Jeneraly iray araha-maso

Trafikana boaderôzy ! Mbola lavitra ny dia ho an’i Madagasikara raha ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko hazo sarobidy.

Hamaky ny tohiny
FTT