• Zoma 11 Desambra 2015
Actualités.Vazaha mivady mpisoloky Tratra teny Ivato, natolotra ny fampanoavana omaly

Teratany vahiny mivady no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny ST (Surveillance du territoire) Anosy teny amin’ny Seranam-piaramanidina teny Ivato ny sabotsy 5 desambra alina lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Actualités.Polyteknika Vontovorona Niato tampoka ny fampianarana

Tsy nisy fianarana teny Vontovorona nanomboka omaly. Nampiato ny fampianarana ny mpampianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Actualités.Ambohimanambola Nirehitra ny tobina herinaratry ny Henri Fraise

Nirehitra omaly tolak’andro ny tobim-pamatsiana herinaratra an’ny kaompania Henri Fraise eny Ambohimanambola. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny afo sy ny haben’ny fahavoazana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Actualités.Fandraharahana ny Fonja Marc Ravalomanana no nanome fiara azy farany

Niala tamin’ny fahanginany ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja manoloana ny fanelingelenana azy ireo amin’ny asany sy ny fitaovana tsizarisary ampiasain’izy ireo, nefa ny asa saropady

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Desambra 2015
Actualités.Kaominina Ambohijanaka Manao tohivakana ireo asa fampandrosoana

Manao tohivakana !Io no azo ilazana ireo asa fampandrosoana an-dalana sy efa tontosa eo anivon’ny Kaominina Ambohijanaka-Atsimondrano, izay ahitana Fokontany miisa 12.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Desambra 2015
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Nihemotra i Madagasikara

« Paik’adim-pirenena iadiana amin’ny kolikoly, fiaraha-mientana handresy ny tsimatimanota sy hitandroana ny harem-pirenena » no lohahevitra entina hanamarihana ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly anio alarobia 9 desambra.

Hamaky ny tohiny
FTT