Tsy nisy fianarana teny Vontovorona nanomboka omaly. Nampiato ny fampianarana ny mpampianatra.
Fitakiana tambikarama tsy azo no antony. Taorian’ny fivoriana nataon’ireo mpampianatra ny talata no nanapahan’izy ireo hevitra fa hampiato ny fampianarana, ary mandritra ny fotoana tsy voafetra io, mandrampivaly ny fitakian’izy ireo. Mety hafanafana faran’ny taona indray eny Vontovorona raha toa ka mbola haharitra ity tsy fisian’ny fampianarana ity, ka hitaky ny hianarany ny mpianatra.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.