• Alatsinainy 14 Desambra 2015
Actualités.Festival Beach Big Soma Any Morondava ny andiany fahatelo ny 18-20 desambra

Any Morondava renivohitr’i Menabe no hanatanterahana ny andiany fahatelo amin'ny hetsika ara-panatanjahantena sy fizahantany "Festival Beach Big Sôma" ny 18-19-20 desambra ho avy izao taorian’ny nandraisan’ny Faritra Atsimo Atsinanana sy Boeny ireo andiany roa voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Actualités.Nina's Tezitra novingavingaina kolonely tany Ambositra

Manamboninahitra tsy mahafehy tena ! Tezitra amin’ny fihetsika nataona kolonely zandary taminy sy tamin’ny mpitendriny i Nina's ka naneho ny alahelony tamin’ny tambajotran-tserasera facebook sady niala tsiny tamin’ireo mpankafy azy tany Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Actualités.Ora-mikija teto Antananarivo 7 no maty tao anatin’ny 2 andro

Tao anatin’ny roa andro (alarobia sy omaly alakamisy hariva) dia olona fito tsy manan-tsiny no fantatra hatreto fa namoy ny ainy maty an-drano, ka ny nofo mangatsiakan’izy ireo sisa no hitan’ny olona rehefa nitsahatra ny orana. Ny enina tamin’ireo, raha ny vaovao, dia maty vokatry ny fiakaran’ny rano nandritra ny rotsak’orana nikija ny harivan’ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Actualités.Hopitaly manara-penitra Hatao hôpitalin’ny Frankôfônia ?

Mandroso mihemotra toa lelon-jaza ! Re indray izao avy amina loharanom-baovao samihafa fa hatao hopitalin’ny Frankôfônia ny hopitaly manara-penitra eny Andohatapenaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Actualités.Anosimasina Itaosy Nahitana fatin-dehilahy iray natsingevan'ny rano

Fatin-dehilahy iray manodidina ny 30 taona teo ho eo no hitan'ny fokonolona teny amin'ny fokontany Anosimasina Itaosy omaly maraina tokony ho tamin'ny 6 ora, manakaiky ny andrin-jiro kambana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Desambra 2015
Actualités.Fitoniana amin’ny ahoana e ?

Kinga be ery indray ianareo ry Jean Rabefananarana miantso fitoniana mba hanaovan’ny valalabemandry fety an.

Hamaky ny tohiny
FTT