• Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Tetibolam-panjakana 2016 Lany tsy nisy nitsipaka

98 no tonga nivory teny Tsimbazaza omaly, nandany ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2016 tsy nisy nitsipaka ny solombavambahoaka 97 ary 1 no tsy naneho ny heviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Ambalavelona any Miandrivazo Ireo mpianatry ny EPP indray no lasibatra

Efa any am-ponja nanomboka ny faramparan’ny volana novambra lasa teo ireo olona enina (Kohen Rivo Lala sy ny olona efatra hafa namany ary mpampianatra iray),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Vahaolana miteraka olana

Ny vola no maha rangahy, ny vola no hozatry ny fiainana, vao mihetsika dia vola, hoy ny Malagasy, “Time is money” na vola ny fotoana, hoy ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Horace Gatien Manala baraka ny «cadres» avy any SAVA

Niakatr’afo ny vahoakan’Antananarivo sy ny manodidina omaly tamin’ny nafitsoky ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Marovoay Niravona ny disadisana ady tany

Nisy tokoa ny olana teo amin’ny tantsaha mpamboly any Marovoay izay niara-niasa tamin’ny Fifabe taloha sy ny orinasa Someah izay nandresy ny Fifabe tamin’ny ady tao amin’ny tribonaly ambaratonga voalohany sy ny « Cours d’appel » tany Mahajanga » nifanaovan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Turkish Airlines Hanatitra mpitsoa-ponenana aty Madagasikara

Malaza ho mahay mandray vahiny i Madagasikara. Manamafy izany ilay ohabolana malaza hoe “Tsy toy ny ranon’Ikopa, ka tonga namana vao mavomavo”.

Hamaky ny tohiny
FTT