• Zoma 18 Desambra 2015
Actualités.BAZAR DE NOEL 2015 Hanana ny anjarany manokana ny vita malagasy

Ny vanim-potoana ankatoky ny Noely sy ny faran’ny taona tahaka izao no fotoana fanolorana fanomezana ho an’ny olona akaiky ny tena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Actualités.Fampihavanam-pirenena Fady ho an’ny HVM

Andro vitsy sisa isaina dia hivalona any amin’ny varo-tsy mifody ny taona 2015. Hifarana amin-dromoromo anefa raha ny zava-mitranga etsy sy eroa no zohina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Actualités.Analakely sy ny manodidina Hatao filamatra amin’ny fahadiovana

Hatomboka eo Analakely sy ny manodidina ny lapan’ny tanàna ny fitandrovana ny fahadiovana eto amin’ny renivohitr’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Actualités.Halatra tafon’ny Tiko Olona 4 voasambotra

Misy andian’olona mbola miezaka ny mamotika ny orinasan’i Marc Ravalomanana satria mbola mirongatra izay tsy izy ny karazana fandrobana atao amin’ny Tiko ao Andranomanelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Actualités.Mpamatsy vola iraisam-pirenena Tena sarotiny amin’ny fitantanam-bolam-panjakana

Mifantoka tanteraka amin’ny fahaiza-mitantana ny volam-panjakana ny fanarenana ny fiainan’ny vahoaka Malagasy izay potiky ny krizy lavareny tao anatin’ny 5 taona maninjitra, araka ny fahitan’ireo mpamatsy vola iraisampirenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Desambra 2015
Actualités.Fako mivangongo eto Antananarivo Hofoanana ao anatin’ny 15 andro

Anjara asan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny manadio ny renivohitr’i Madagasikara. Andraikitry ny Samva kosa ny manangona ireo loto sy fako voadion’ny CUA, hoy ny tale jeneraliny Ratsimbazafy Andrianarisoa Serge.

Hamaky ny tohiny
FTT