- Alarobia 23 Desambra 2015
Actualités.Fanafihana Kiôska teny Andoharanofotsy Efatra maty, roa naratra ka zandary ny iray
Tsy milamina ny tanàna, tsy voaro intsony ny olona sy ny fananany ka mila hiraviravy tanana.
Hamaky ny tohinyTsy milamina ny tanàna, tsy voaro intsony ny olona sy ny fananany ka mila hiraviravy tanana.
Hamaky ny tohinyAmin'ny maha mpanao politika an'i Hatrefindrazana Jerry dia manentana ireo Ben'ny tanàna ny tenany mba tsy ho saro-tahotra manoloana ny ramatahora ataon'ireo lohandohany ao amin'ny antokom-panjakana HVM.
Hamaky ny tohinyDia hiroso amin’ny fitokonana fanairana mandritra ny 24 ora izany ny sendikan’ny mpiasan’ny ladoany anio tontolo andro.
Hamaky ny tohinyNy APIPA (L'Autorité pour la Protection contre les Inondations de la Plaine d'Antananarivo) no tsy mahavita ny asa aman’andraikiny dia ny vahoakan’Antananarivo no mifafa ny kihony isaky ny fotoam-pahavaratra fiakaran’ny rano.
Hamaky ny tohinyNoho ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ireo mpiara-miombon’antoka dia fantatra izao fa hahazo milina vaovao fambolena, « tractopelle » iray miaraka amin’ny « remorque »,
Hamaky ny tohinyRehefa nahita ny fahombiazan’ny fananganana famatsian-jiro tamin’ny alalan’ny fampiasana ny renirano teny ambanivohitra ry zareo Vondrona eoropeanina dia
Hamaky ny tohiny