• Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Madagasikara Firenena ambany harikarena anatiny indrindra

Tsy ampy ny fampiasambola amin’ireo sehatra mpamokatra eto Madagasikara. Antony tsy mampisongadina ny toekarena Malagasy izay tsy mifandanja amin’ny isan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Imerintsiatosika Hisantatra ny taona 2016 ao anatin’ny fahadiovana

Hisantatra ny taona vaovao 2016 ao anatin’ny fahadiovana ny mponina ao Imerintsiatosika. Natokan’ireo mpiasa rehetra ao amin’ity kaominina ambonivohitra ity ho andro fanadiovana faobe ny tanàna mantsy ny tapak’andro marainan’ny 31 desambra 2015

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Renim-pianakaviana nidiran’andro Lasan’ny jiolahy ny 700 000 Ar hiantsenana faran’ny taona

Tsy kely lalana ny ratsy. Renim-pianakaviana iray handeha hihetsena faran’ny taona hividy entana tamina toeram-pivarotana ambongadiny tao Bazaribe Toliara no nisy nandroba ny 31 desambra lasa teo. Lasa tamin’izany ny lelavola 700 000 ariary

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Taom-baovao 2016 tany Toamasina Olona 2 toran’ny toaka, 1 maty voahitsaky ny fiara

Niisa 61 ny alin’ny 31 desambra – 01 volana janoary 2016, niisa 42 kosa ny 02 janoary 2016, ireo marary nila vonjy teo anivon’ny vonjy taitra sy vonjy aina ny hopitaly be Toamasina nandritra ny fanaovam-beloma ny taona 2015 sy ny fitsenana ny taona vaovao 2016 ary nandritra ny fety natrehan’ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Desambra 2015
Actualités.Mananjary Vaky ny biraon’ny CENI

Ny fifidianana hatao ny birao vaky. Vaky ny alin’ny alatsinainy ny biraon’ny CENI ao Mananjary, faritra Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Desambra 2015
Actualités.Taksibe tapaka hisatra teny Itaosy Zazavavy 2 voafaoka, maty ny iray

Taksibe iray ao anatin’ny koperativa Kofitama mampitohy an’Itaosy sy Tsaralalana feno mpandeha hiakatra indray omaly no nipotsaka tsindry hisatra tampoka teny

Hamaky ny tohiny
FTT