• Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Ambatolampy Tsimahafotsy Ny omby very ny tanàna may

Olona iray no maty ary am-polony no naratra. Io no vokatry ny fanafihana ny tanànan’’Antsahabe, kaominin’Ambanivohitr’Ambatolampy Tsimahafotsy ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo ny sabotsy halina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Asan-dahalo ao Betroka Atahorana hivadika adim-poko

Ahiana hivadika ho adim-poko hiafara amin’ny rà mandriaka ny firongatry ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’i Betroka. Tapaka àry ny hevitra izay nifanarahan’ny rehetra fa hampiharina ny Dinan’i Mangoky hisian’ny fahalemana. Vatan-dehilahy miisa 400 izay hanampy ny mpitandro ny filaminana avy ao Betroka no efa vonona hampandry sy hanao fanelanelanana eo amin’ireo foko voakasika sy ny tompon’ny omby very.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Resak’adala

Tsy sanatria nympanao gazety akory no hoe faly hanakiana fotsiny ny mitondra fanjakana fa mba misimisy ihany ny olom-pirenena noresahana sy nanontaniana fa dia mitovy ny valiteny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Fako misavovona teny Anosipatrana Niditra an-tsehatra nanadio ny mponina

Tapa-kevitry ny hihetsika ka hifanome tanana amin’ny SAMVA amin’ny fanadiovana ny tanàna sy fanesorana ny fako ny mponina eny Anosipatrana ao anatin’ny boriborintany faha-4, satria efa tena

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Faran’ny taona sy taom-baovao Nahatratra 250 ireo vonjy aina

Nahatratra 250 ny isan’ireo fitsirihana ra-pahasalamana hita teny amin’ny sampandraharaha famelomana aina teny amin’ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona nandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy taom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Tsy fanjarian-tsakafo Vahaolana ny famokarana ovy

Nisedra olana ny sehatry ny famokarana ovy tao anatin’ny roa taona hoan’ny faritra Vakinankaratra. Niova anefa ny zava-misy tamin’iny taona 2015 iny satria nitombo hatrany amin’ny 30% ny salan’isam-pamokarana.

Hamaky ny tohiny
FTT