• Zoma 08 Janoary 2016
Actualités.Lycee brickaville Very ireo “tablettes” ho an’ny mpampianatra

Very avokoa ireo “tablettes” niisa 50 avy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ho an’ny mpampianatra ao amin’ny lycee Brickaville. Raha ny fanazavana azo avy amin’ny talen’ny fampianarana Atsinanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Fonjaben’i Toamasina Nohamafisina ny fiarovana azy

Raha ny fanazavana azo tamin’ny lehiben’ny fonja ao Toamasina Atoa Ralay Christian, dia tao anatin’ny 10 taona izao no tsy nahitana olana amin’ny fitsoahana voafonja faobe ny fonja ben’i Toamasina Ambalatavoahangy ;

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Kidnapping any Toamasina Ho votsotra amin’ity herinandro ity i Arnaud ?

Novalian’ireo mpaka an-keriny an-janany ny antson’ny renin’i Arnaud talohan’ny 31 desambra teo iny, mba ny hamotsorana an-janany sy ny hifampiresahana mikasika ny fandoavana ny vola takian’ireo mpaka an-keriny azy amin’izay vola hany misy eo am-pelan-tanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Analakely sy ny manodidina “Dalle” 300 no saronana

« Mitohy hatrany ny asa eto anivon’ny Boriboritany voalohany » izay no nambaran’ity filoha lefitra voalohany eny amin’ny boriborintany voalohany omaly , ny tanjona moa dia ny mba hanomezana endrika tsara hatrany ny renivohitr’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Toamasina Misondro-bidy ny hena sy ny trondro

Taona vaovao, vaovao ihany koa ny vidin’ny hena eny an-tsena nanomboka ny sabotsy teo tamin’ireo tsena maro tao Toamasina. Raha mbola novidiana teo amin’ny 8.000 ariary hatramin’ny 8.800 ariary ny kilaon’ny hen’omby mifangaro ny taona nivalona iny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Lalan-kely mampitohy an’i Namontana sy fasan’ny karana Nasiam-panamboarana nanomboka omaly

Nasiam-panamboarana nanomboka omaly ilay lalan-kely mamakivaky tanàna miainga etsy amin’ny amin’ny fiolanana etsy Namontana mandalo Nanahazana miazo ny fasan’ny karana izay hifamezivezen’olona manodidina ny 4.000 isa isan’andro.

Hamaky ny tohiny
FTT