• Alatsinainy 18 Janoary 2016
Actualités.Fanarenana ny Tiko Mifampiraharaha amin’ny Sinoa i Dada

Mbola any Chine amin’izao fotoana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mijery izay azo atao rehetra miaraka amin’ireo mpiara-miasa aminy eo amin’ny sehatry ny fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Actualités.Fanamboarana ny RN 5 Hatao amin’ity taona ity

Tamin’ny alalan’ny moto no nijeren’ny minisitry ny asa vaventy, Roland Ratsiraka, ny fahasimban’ny lalampirenena faha-5,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Actualités.Zahay tsy voaozona hahantra an !

Aty Andranomiady aty ny tenako ry Jean no manoratra ho anao. Efa tokony ho niakatra « ville » izaho io saingy mihitsoka amin’ny lalan-dratsy vokatry ny rotsak’orana aty, dia tavela ka naleoko aloha manoratra fa mba misy zavatra tsy aritro mihitsy e !

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Janoary 2016
Actualités.Anosibe Angarangarana Niara-paly tamin’ny ankizy madinika ny filoham-pokontany

Namerina indray ny fiarahany nifaly tamin’ny vahoakany ny filoham-pokontanin’Anosibe Angarangarana Maharitra Ali Petera ny sabotsy lasa teo noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Asaramanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Boaderôzy giazana ao Morondava Nitondran’ny «Iraky ny filoha» Srilankey

Toy ny vara-datsaka ! Nisy lehilahy iray milaza ho iraka avy amin’ny Fiadidiana ny Repoblika tonga tany Morondava ny alarobia 13 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Fanabeazana eto Madagasikara Olana fototra ny kalitaom-pampianarana

Nihemotra tamin’ny fanapahan-keviny mandrara ireo kandida mahaleotena ho anisan’ireo mpifaninana amin’ny fanadinam-panjakana eto Madagasikara ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT