• Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.BY-PASS Mety hisy fandrodanana trano ihany koa

Mety hisy fandrodanana trano ato ho ato eny amin’ny By-pass, indrindra aorian’ny famaritana ireo toerana hotazonina hanaovana tata-drano sy hambolena hazo hisorohana ny tondra-drano eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Kaominina Alasora Hijery manokana ireo olona sahirana ara-pivelomana

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny maitso ahitra isika izao, fotoana tena manahirana ny tokantrano maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Fakana an-keriny an’i Arnaud Olona ambony sy jeneraly hosamborina ?

Misy andiana mpitandro ny filaminana avy amina faritra roa eto Madagasikara nanambara fa tsy hanaiky raha tsy voasambotra avokoa ireo olona rehetra voakasika tamin’ny fakana an-keriny an’i Arnaud.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Fandraharahana sy fiaraha-miasa Any Hong Kong i Marc Ravalomanana

Manohy hatrany ny fitsidihany an’i Sina ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Taorian’i Xiamen sy Guanzhou dia any Hong Kong indray nanomboka omaly izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Polyteknika Vontovorona Hiverina amin’ny 25 janoary ny fampianarana

Nanapa-kevitra ny mpampianatra eny amin’ny sekoly ambony Polyteknika Vontovorona fa hiverina hampianatra manomboka amin’ny 25 janoary 2016

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Fiarovana amin’ny hosoka Hampiasa «hologramme» ny CUA

Fanambin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny hitondra fanatsarana ny tanàna miaraka amin’ny fanavaozana ny fitantanana ny tanàna izay nanjakan’ny gaboraraka sy ny hosoka samihafa, hoy ny lefitra faharoan’ny ben’ny tanàna Andriamorasata Julien

Hamaky ny tohiny
FTT