- Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Fanamboaran-dalana eto Antananarivo Handaniana 10 tapitrisa Ar
Vola 10 tapitrisa ariary no natokan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny asa vaventy hanamboarana ireo lalana simba mirefy 32 km eto Antananarivo. Vinavinaina ho vita ao anatin’ny 3 volana ny asa.
Hamaky ny tohiny