• Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Betaramahamay – Mampikony Lehilahy iray nohanin’ny voay

Namela takaitra any Mampikony ny fiakaran’ny rano, nefa vao miandoha ny rotsak’orana. Tapaka ny lalam-pirenena faha-6, vokatr’ireo « radier »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Mahajamba Usine Fokontany efatra ao anaty rano

Namela takaitra any amin’ny Kaominina Mahajamba Usine, distrikan’i Mahajanga II ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Fihaonana an-tampon’ny Frankôfônia Tsy maintsy tanteraka, hoy ny mpitondra

Eto amintsika ankehitriny ireo vahiny misolotena ny firenena mivondrona ao amin’ny OIF, dia ireo ao anatin’ilay “Comité de pilotage” fanomanana ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia hotontosaina eto amin’ity taona 2016. Ahitana teratany Malagasy iray ao anatiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Vatovavy-Fitovinany Nihotsaka indray ny tetezan’i Manakarabe

Nihotsaka indray ny ambin’ny tetezana Manakarabe mampitohy ny tanànan’i Manakara amin’ny tanàna vaovao misy ny biraom-panjakana sy toeram-ponenan’ireo tompon’andraikitra ao aminy ny talata vao maraina lasa teo. Soa fa tsy mbola tamin’ny fotoana nahabe ny olona nifamoivoy no nitrangan’ny loza ka tsy dia nisy ny aina nafoy fa faharatrana vitsivitsy no nisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Lakandranon’Andriantany Mitohy ny fanadiovana azy hiarovana amin’ny tondra-drano

Mitohy hatrany ny fanadiovana ny lakandranon’Andriantany tanterahin’ny APIPA rehefa niato kely nandritra ny andro vitsivitsy izany noho ny fahasimban’ny fitaovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.ILANIVATO ANOSIPATRANA Mpangalatra kisoa dimy lahy no saron’ny mpitandro ny filaminana

Dimy lahy mpangalatra sy mpividy kisoa halatra no voasambotry ny polisy avy etsy amin’ny paositry nypolisy Ilanivato ny alahady 17 Janoary lasa teo tokony ho tamin’ny 8 ora maraina teny Anosipatrana.

Hamaky ny tohiny
FTT