- Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Ambohibary – Moramanga Lakana nitondra mpivavaka rendrika, 8 maty maro tsy hita popoka
Nitrangana loza mahatsiravina, omaly, tao Ambodimanga Baka, Kaominina Ambohibary, Distrikan’i Moramanga.
Hamaky ny tohinyNitrangana loza mahatsiravina, omaly, tao Ambodimanga Baka, Kaominina Ambohibary, Distrikan’i Moramanga.
Hamaky ny tohinyTapaka nandritra ny fotoana vitsy ny lalam-pirenena faha-2, teo anelanelan’Ambanitsena sy Carion ny faran’ny herinandro iny.
Hamaky ny tohinyTsy mijanona eto Antananarivo intsony amin’izao ilay raharaha fanondranana sokatra an-tsokosoko mankany ivelany fa efa miitatra mankany amin’ny faritany mihitsy. Zana-tsokatra an’arivony saika haondrana tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina no nisy nanary tao amin’ny fokontany
Hamaky ny tohinyAmin’ity herinandro ity vao tena tsy hisy intsony ny fitohanana eny Andoharanofotsy raha vantany vao vita ny lalana eo amin’ny PK 10 akaikin’ny boulangerie, raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanànan’Andoharanofotsy Ranirison Hasina.
Hamaky ny tohinyMaina ny tany any Androy noho ny tsy fisian’ny orana. Tsy manjary avokoa ny fambolena amin’izao vanim-potoanan’ny maitso ahitra any an-toerana izao.
Hamaky ny tohinyMihazakazaka ny toe-draharaha mikasika ilay mpitsara, Rabehaja Jackie Ernest, « substitut général » ao amin’ny Fitsarana ambony ao Toamasina.
Hamaky ny tohiny