• Zoma 29 Janoary 2016
Actualités.Taratasy very sy ny fanoloana azy Mila fahamailoana ny mety hisian’ny fisolokiana

Tena anisan’ny zavatra manahirana mihitsy izany hoe very karatra na antontan-taratasy manokana an’ny tena izany fa sady mampiasa saina be ihany no mandany fotoana be mihitsy ny manolo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Actualités.Mpivarotra angady tetsy Isotry Hifindra ao amin’ny « petite vitesse » manomboka anio

Araka ny fandaharam-potoana sy ny fifandaminana dia anio zoma maraina no hifindra toerana ary hiditra ao anatin’ny tsenan’ny petite vitesse ireo mpivarotra angady nanamorona ny araben’Isotry hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Actualités.Rina Rabemananjara 20 taona teo amin'ny tontolon'ny fanaovan-gazety

20 taona no nilomanosan'ny namana Rina Rabemananjara teo amin'ny tontolon'ny fanaovan-gazety ka tamin'ny Radio sy ny Fahitalavitra no tena nahafantarana azy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Actualités.EPP Ambatolampy Antehiroka Nahazo efitrano roa vaovao sy sekoly ho an’ny ray aman-dreny

Nahazo efitrano roa vaovao ny sekoly ambaratonga fototra etsy Ambatolampy Antehiroka, kaominina Antehiroka. Omaly no notokanana tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa, fanomezana avy amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena niampy dabilio vaovao miisa 75.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2016
Actualités.Kaominina Talatamaty Hahazo tobim-pitsaboana manara-penitra ho an’ny reny sy ny zaza

Hahazo tobim-pitsaboana manara-penitra natokana ho an’ny reny sy ny zaza ny ao amin’ny kaominina Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Janoary 2016
Actualités.Fanjakana sy ny sekoly tsy miankina Mbola mpiara-miombona antoka ihany ve ?

Hatramin’ny fitondran`i Didier Ratsiraka dia nahazo fanampiana (subvention) hatrany, isan-taona, ny sekoly tsy miankina ary koa ny mpampianatra ao aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT