- Alatsinainy 01 Febroary 2016
Actualités.Kidnapping tany Toamasina Mifanasa vangy ny samy mpitsara
Valalanina ny rehetra ankehitriny ao Toamasina mahita ny fifanasana vangy eo amin’ireo samy mpitsara,
Hamaky ny tohinyValalanina ny rehetra ankehitriny ao Toamasina mahita ny fifanasana vangy eo amin’ireo samy mpitsara,
Hamaky ny tohinyHasomparana sa halatra ankitsirano ? Manjavona andro aman’alina ireo fefy vy makarakara nanodidina ny zaridaina Antanimbarinandriana-Boriborintany faha-4, manelanelana ny CEG sy ny Kianjaben’i Mahamasina.
Hamaky ny tohinydistrikan’i Morondava, ny 29 janoary lasa teo, rehefa nitaky ny tambin-karamany tamin’ny mpampiasa azy.
Hamaky ny tohinyManoloana ny zava-misy eo amin’ny kaompania Air Madagascar dia efa samy mitady lalana hijery asa vaovao any amin’ny orinasa hafa ny ankamaroan’ny mpiasa ao.
Hamaky ny tohinyNisy nanapaka ary efa saika voabata ireo vy fiarovana ny mpandeha an-tongotra etsy Andohan’Ananalakely halina.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-7 mampitohy an’Antananarivo amin’i Fianarantsoa. Be loatra mantsy ny fahasimbana sy ny lavadavaka ka izay no nahatonga ny fitondram-panjakana tsy maintsy miroso amin’ny fanamboarana.
Hamaky ny tohiny