- Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Antsahalava - Ambatolampy Mandrahona hamalifaty ny jiolahy
Nanafika tao an-tanànan'Angodona Anosiravo, Kaominina Antsahalava, Distrika Ambatolampy ny jiolahy herinandro lasa izay. Raim-pianakaviana iray no maty tsy tra-drano voatifitra tamin'io fotoana io.
Hamaky ny tohiny